|
|
|
|

Teny iditra1 tsy misy madilana maito hotohizina
Singan-teny  2tsy, 3misy, 4madilana, 5maito, 6tohizina
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina.
9Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina. [1.1]
Tovy hevitra  10tsy misy madilana hotentenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11